France : Olona efatra maty vokatry ny fihotsahan’ny ranomandry
Nisehoana fihotsahan’ny ranomandry, tao amin’ny tendrombohitr’i Sancy, any Puy-de-Dôme France ; ny alahady teo. Mpihanika an-tendrombohitra miisa sivy no nofaohan’ny ranomandry
Read More
Nisehoana fihotsahan’ny ranomandry, tao amin’ny tendrombohitr’i Sancy, any Puy-de-Dôme France ; ny alahady teo. Mpihanika an-tendrombohitra miisa sivy no nofaohan’ny ranomandry
Read MoreNisehoana « avalanche » na fihotsahana « neige » tao Autriche ny 25 desambra teo. Olona am-polony no voatototra tao anatin’izany ka nanatanteraka fikarohana
Read MoreVoina maro no atahorana hiseho isaky ny vanim-potoanan’ny orana toy izao, na eny amin’ny faritra iva na avo. Raisina manokana
Read More