Dépêches

Zaikaben’ny FIVAZA: Notanterahana any Toamasina nanomboka ny 18 Aogositra

19 Aogositra, 12h10, Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny 18 Aogositra teo ny zaikabe tanterahan’ireo FIVAZA na ny fikambanan’ny vadin’ny zandary  manerana ny nosy. Anjaran’ny faritra Toamasina no nandray ny andiany faha dimy ho an’ity taona ity, aharitra telo andro ny fanatanterahana izany. “Vady zandary mivoatra, mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny firenena” io no loha-hevitra vohizina mandritra izany.

Laisser un commentaire