LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN7
02 Jolay, 11h30. Toa niverimberina indray tao ho ato ny lozam-pifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena. Tamin’iny lalam-pirenena fahafito iny indray no nitrangan’izany teo anelanelan’Iboaka sy Andohasana, omaly folakandro. Roa no no tsy nahatsiaro tena tamin’izany ary tsy nisy ny aina nafoy fa nisy kosa ireo naratra.
