Dépêches

BEPC 2022 : Efa nivaly ny fanadinana amin’ny toerana maro

11 Jolay, 14h 30 Efa nivoaka ny valim-panadinana BEPC 2022 ao amin’ireto fari-piadidiam-pampianarana sy ivotoeram-panadinana samihafa. 65,58% ny taham-pahafahana ho an’ Ambatomainty, 73,15% tao Befotaka, 64, 68% tao Faratsiho, 67,83% ho an’i Mandoto ary 92,95% tao Morafenobe.

Laisser un commentaire