Fandraharahana : Notokanana ny « Maison de l’entrepreneuriat » eny Ambohijatovo
Notokanana omaly ny tranon’ny mpandraharaha eny Ambohijatovo. Toerana izay ahafahan’ireo tanora maka hevitra, mamorina orinasa, misy toeram-pivoriana sy Internet izy
Read More