Kolontsaina: Hahazo laka ireo mpankafy tombokavatsa amin’ny “miss & mister tattoo Mg”
Voalohany eto Madagasikara ity hetsika ity. Hanomezana lanja ireo mpankafy tombo-kavatsa izany. Fotoana iray hanehoana ny fahaiza-manaon’ireo mpiangaly tombo-kavatsa ihany
Read More