Toamasina – Tambajotra mpangalatra moto tratra
Moto miisa fito no azo ary olona telo no voasambotra nandritran’ny fahatratraran’ireo tanmbajotra mpangalatra moto. Ny lehilahy iray dia tratra
Read More
Moto miisa fito no azo ary olona telo no voasambotra nandritran’ny fahatratraran’ireo tanmbajotra mpangalatra moto. Ny lehilahy iray dia tratra
Read MoreTratra tao amina tokantrano iray tao Tanambao I ilay menaka hosoka izay nampitaraina ny olona ho mankarary kibo sy mampangidihidy.
Read MoreTsy maintsy hirosoana ny fanatanterahana ny projet PACT, izay tetikasa fanoloana andrin-jiro 800 ao amin’ny kaominina renivohitr’i Toamasina, na dia
Read More» Jiro mora, malaky” ilay tetikasa iarahana amin’ny JIRAMA izay hampidirana herinaratra amin’ny sarany mora kokoa sy fandaniana voafetra. Efa
Read MoreToeram-pivarotana iray no notafihan’ny dahalo tany Mangabe, Toamasina II omaly hariva. Vokatr’io dia olona iray no fantatra fa maty ary
Read MoreTovolahy iray vao 18 taona no maty tao Toamasina omaly Alakamisy. Raha ny fanadihadiana dia namono tena tamin’ny alalan’ny fihinanana
Read MoreOmaly 31 Jolay hariva no nisian’ny fifandomana teo amin’ny miaramila sy olon-tsotra iray tao Morafeno Tamatavy. Miaramila manodidina ny 12
Read MoreAraka ny nambaran’ny avy etsy amin’ny toeram-piantsonana Andohatapenaka dia efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fialan-tsasatra isika . Fiara 170
Read MoreVehivavy iray no maty voahitsakiny ny fiara lehibe “camion” omaly Alatsinainy 24 Jolay tao Toamasina .
Read MoreAndro vitsy lasa izay no nahitana ity olona mamaky ny beton eny amin’ny lalana. Tsy fanatara ny antony hanaovany an’izany
Read More