Dépêches

Toamasina – Menaka hosoka tratra

Tratra tao amina tokantrano iray tao Tanambao I ilay menaka hosoka izay nampitaraina ny olona ho mankarary kibo sy mampangidihidy. Noho ny nataon’ilay orinasa mpamokatra menaka tao amin’ny laboratoire ny fampitahana dia voamarina ny maha hosoka azy ary voaporofo tamin’ny fitiliana koa fa nahitana singa ambony misy poizina, mitondra aretina amin’ilay menaka hosoka.

Laisser un commentaire