Amérique du Sud: Mpifindra monina haitianina miisa 30 nahitana zava-mahadomelina
Mpifindra monina haitianina 30 no voasakan’ny mpiandry sisin-dranomasina tao Guadeloupe, Amerika atsimo. Nitondra vola be manodidina ny 13.000euros sy zava-mahadomelina
Read More