DépêchesTsidika

Nodimandry ny Mpitandrina Rahagalahy Andriamiadanarivo.

16 oktobra; Nodimandry alina teo amin’ny faha 68 taonany ny Mpitandrina Rahagalahy Andriamiadanarivo. Mpitandrina tao amin’ny FJKM Ambondrona Firaisana no nahalalana azy; izy no nanangana sy nitarika ny antokom-pihira ara-pilazantsara Ny Mpitory. Mpamoron-kira sy nandrakitra am-peo ireo hira tao anatin’ny fihirana fanampiny FJKM. Handrasana etsy amin’ny FJKM Ambondrona Firaisana ny nofo mangatsikany.

Mirary fiononana feno ho an’ny ankohonany sy ny fianankaviany ary ny fiangonana manontolo.

Laisser un commentaire