Antananarivo: Mitaraina ireo mpanao taksi moto
16 oktobra; velon-taraina ny mpitondra taksi moto eto Antananarvo. Tsy voaloha ny karama nampanantenaina azy ireo tamin’ny fitanterana ireo mpanao propangady. Nampanantenaina 30.000 Ariary isaky ny moto izy ireo saingy mbola tsy voaefa izany.
