Dépêches

Ankatso : Manome 72 ora ny fanjakana amahana ny olana hiverenan’ny fampianarana

31 May, 10h00. Niverina nanao fanambarana ireo mpianatra omaly, nanaitra ny amin’ny tokony hiverenan’ny fampianarana izy ireo. Mbola mitohy ny fitakian’ny SECES amin’izao momba ny fahaleovanten’ny oniversite. Manizingizina tsy hanohy ny fampianarana izy ireo raha tsy mivahana ny olana.

Laisser un commentaire