Nodimandry alina ny Coach Jin Andriano ao amin’ny Fitnice
05 Mai, 15h00. Mbola nanao « publication » tao amin’ny tamba-jotra facebook i Coach Jin Andriano, kalaza erantany amin’ny Bodybuilding
Read More
05 Mai, 15h00. Mbola nanao « publication » tao amin’ny tamba-jotra facebook i Coach Jin Andriano, kalaza erantany amin’ny Bodybuilding
Read More05 Mai, 13h00. Tsy hanaiky hatramin’ny farany ny Taxi ville eto Antananarivo i Clémence Raharinirina raha ny nambarany. Hitory ny
Read MoreMbola misy foana ny fifaninanana an-kira isaky ny alahady ao Masindray. Azo atao ihany koa ny misoratra anarana eny an-toerana
Read MoreTafiditra ao anaty kilalao iombonana ny baolina kitra. Ilaina ihany koa ny kilalao iombonana hafa ao anatin’ny tontolon’ny baolina kitra
Read MoreHotontosaina ny 28 sy 29 may izao ny tounoi Mafy Be Basketball ao amin’ny kaominina Anjeva Gara. Miantso ireo tanora
Read MoreNotontosaina ny 03mai 2022 ny fivoriana niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny ao amin’ny kaominina Ambohimanambola mikasika ny fiadiana ny amboaran’ny Ben’ny
Read MoreMankalaza ny faha 10 taona nisiany ny lycée ao Ambanitsena Ambohimalaza amin’ity taona ity. Hisy ny seho an-tsehatra karakarain’izy ireo
Read MoreHo fanamarihana ny Eid al fitr dia lehilahy tsara sitra-po iray no nanome fanampiana ireo zokiolona tao Antsohihy. Zokiolona 100
Read MoreDihy tsimihety ny Somaradaka. Any amin’ny faritr’i Boriziny no tena ahitana azy. Lehilahy sy vehivavy no manatanteraka azy ka mifampitantana
Read MoreTontosa ny 2 mey ny fametrahana ny vato fehizoron’ny asa fanamboarana ilay tetezana simba nandritra ny 40 taona ao ao
Read More