Ambohimalaza: Toerana sarobidy sy manan-tantara ny Rova Ambatomanohina
Ambatomanoina dia vohitra iray sahabo eo amin’ny roampolo kilometatra miala an’i antananarivo renivohitra. Ao anaty fokontany Masombahiny, kaominina Ambohimalaza miray.
Read More
Ambatomanoina dia vohitra iray sahabo eo amin’ny roampolo kilometatra miala an’i antananarivo renivohitra. Ao anaty fokontany Masombahiny, kaominina Ambohimalaza miray.
Read MoreLehilahy iray mpanao asa fisolokiana sy mpisandoka andraikitra no saron’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimalaza, ny herinandro teo. Nisandoka
Read MoreVehivavy iray tsy ampy taona, nanaovana fikarohana tamin’ny onjam-peom-panjakana, nandritra ny telo andro no hita tany Antetina, kaominina Ambohimalaza. Notazomina
Read MoreNy andron’ny 27 martsa lasa teo no nanomboka tsy hita ity ankizivavy ity. Efa nokarohin’ny havany izy nandritran’ny telo andro.
Read MoreLehilahy iray 42 taona, efa nigadra indroa miatoana (2020 sy 2021) noho ny fisandohana asa sy andraikitra ary fisolokiana no
Read MoreNahazo vahana tato ho ato ny tsy fandriam-pahalemana, indrindra ny hala-botry isan-karazany, ao amin’ny kaominina Ambohimalaza. Tokantrano iray no niharan’izany
Read MoreDimy lahy no voasambotry ny mpitandro filaminana, ny faran’ny taona treo rehefa nikasa hamoaka entana tao amin’ny orinasa iray, toeram-piasan’izy
Read MoreJiolahy iray efa mpamerin-keloka no tratra ambodiomby, nangalatra akoho, miisa 11 tao Ambaniatsimo, fokontany Ambatofotsy, kaominina Ambohimalaza, ny herinandro lasa
Read MoreTratra ireo jiolahy tomponan’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana niseho tao Soanierana, kaominina Ambohimalaza, 11 volana lasa izay. Misy telo izy ireo
Read MoreMpangalatra moto iray no voasambotry ny zandary, ny alatsinainy teo, tao amin’ny kaominina Ambohimalaza. Ny 26 aogositra no nitrangana halatra
Read More