Dépêches

Ambohimalaza :Ankizivavy tsy hita telo andro, notazomina lehilahy

Ny andron’ny 27 martsa lasa teo no nanomboka tsy hita ity ankizivavy ity. Efa nokarohin’ny havany izy nandritran’ny telo andro. Notazomina avy hatrany ho amin’ny famotorana azy moa ilay tovolahy naka azy an-keriny ary natolotra ny Fampanoavana ny talata lasa teo ka avy hatrany dia nahiditra am-ponja miandry ny fotoam-pitsaràna azy.

Laisser un commentaire