RN6 : Tapaka ny làlana
10 Janoary, 09h30. Nihotsaka ny làlana eo anelanelan’ Anjiamangirana sy Ambalafaminty amin’ny làlam-pirenena faha-6 . Mampitohy an’i Port Bergé sy Antsohihy io ampahan-dàlana io tapaka io ka tapaka ny fifamoivoizana ho an’ireo mikasa hianavaratra.
