ActualitésTatitra

Pacifique : Biby ratsy tarehy indrindra ny Blobfish

Trondro ny biby voasokajy ho ratsy tarehy indrindra eran-tany izy ity. Blobfish na Psychrolutes marcidus no anarany ary anisan’ireo trondro miaina ao anaty lavaka na « abyssaux » izy. Any amin’ny alalin’ny rano 600 hatramin’ny 1200 metatra no misy ity trondro ity. Ny sisintanin’i Australie sy Tasmanie no tena misy azy.Anisan’ny voasokajy ao amin’ny lisitry ny biby atahorana ho lany tamingana ihany koa nefa ny Blobfish. Maro be ireo fikambanana miady ho fitandrovana azy.

Laisser un commentaire