Masindray : Nofon-ken’omby roa gony milanja 9kilao, saron’ny zandary
Nofon-ken’omby roa gony, milanja 90 kilao, nampiahiahy tao anaty fiara fitateram-bahoaka no saron’ny zandary avy amin’ny brigady Ankadinandriana, Poste avancé
Read More
Nofon-ken’omby roa gony, milanja 90 kilao, nampiahiahy tao anaty fiara fitateram-bahoaka no saron’ny zandary avy amin’ny brigady Ankadinandriana, Poste avancé
Read MoreMpangalatra kisoa, avy any Ibozaka, fokontany Ampanobe, kaominina Masindray no saron’ny zandary avy amin’ny Brigadin’Alasora. Ny alin’ny 11 aprily, hifoha
Read MoreLehilahy iray efa rain-dahiny amin’ny asa fisolokiana no tratran’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Alasora, ny faran’ny herinandro teo. Efa an-taonany
Read MoreLehilahy iray manodidina ny 50 taona no saron’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ankadikely, nivarotra rongony, tao Ambohitrarahaba, ny faran’ny
Read MoreJiolahy iray rain-dahiny ary efa nikoizana tamin’ny asa fandrobana sy fanendahana ary fanolanana i Mila oroka. Lavon’ny balan’ny zandary, avy
Read MoreLehilahy iray, mpangalatra tao amin’ny trano andalam-panamboarana, tao amin’ny fokontany Ambodivondava, no tratran’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny polisy rehefa
Read MoreMpiambina tamin’ny orinasa jirama teny Alasora no tratran’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny polisy Alasora, nanao varomaizina, omaly. Mamoaka sy
Read MoreNahazo vahana ny halatra voly tato ho ato tao amin’ny kaominina Manandriana. Manoloana izany, nanatanteraka fiambeanana isan’alina ireo fokonolona tao
Read MoreLehilahy iray no noraisim-potsiny rehefa avy nanendaka vevhivavy mitondra vohoka, teny Beravina, kaominina Sabotsy Namehana, ny faran’ny herinandro teo. Zandary
Read MoreLehilahy iray no tratran’ny zandary avy ao amin’ny poste avancé Anjeva gara, rehefa nohadiadiana sy nanaovana vela-pandrika amin’ny asa ratsiny.
Read More