Anjeva : Mpamaky trano iray tratra tamin’ny asa ratsiny
Lehilahy iray no tratran’ny zandary avy ao amin’ny poste avancé Anjeva gara, rehefa nohadiadiana sy nanaovana vela-pandrika amin’ny asa ratsiny.
Read More
Lehilahy iray no tratran’ny zandary avy ao amin’ny poste avancé Anjeva gara, rehefa nohadiadiana sy nanaovana vela-pandrika amin’ny asa ratsiny.
Read MoreTovolahy miisa efatra no saron’ny zandary avy amin’ny brigady Sabotsy Namehana, rehefa avy nanao ny asa ratsy tao amin’ny tokatrano
Read MoreJiolahy iray mpamaky trano no tratran’ny zandary avy amin’ny brigadin’Ambohimalaza ny Alarobia teo. Jiolahy mampitaraina ny mponina eny amin’ny faritra
Read MoreTratra tao anaty taksiborosy hihazo an’ny Antananarivo ilay mpamaky trano tao Mahitsy ny alin’ny 9 jona teo. Mbola tratra niaraka
Read MoreJiolahy hikoizana amin’ny fanaovana asa ratsy ao amin’ny kaominina Ambohimalaza miray tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’Ambohimalaza ihany, ny fiandohan’ny
Read MoreRavan’ny polisim-pirenena ao Ambohimahasoa ireo tambazotran-jiolahy mpamaky trano, mpangaro-paosy, ary mpanaparitaka vola sandoka. Lehilahy anisan’ny efa ela, nikoizana tamin’ny asa
Read MoreMpamaky trano nitondra antsy lava lela no nifannejehan’ny fokonolona tao Ankadinitavimena Alasora ny 29 aprily tokony ho tamin’ny 11 ora
Read MoreLehilahy efatra no tratran’ny polisim-pirenena avy eo Mahamasina ny alahady teo tamin’ny 1 ora maraina. Teo am-pamakiana trano fivarotana mihitsy
Read More