France: Lehilahy iray nahatratrarana cocaine milanja valo kilao
Lehilahy iray 22 taona no nahatratrarana zava-mahadomelina, ka notatana am_ponja avy hatrany, tany Nantes, France. Ireny alika mpitsongo dia ireny
Read More
Lehilahy iray 22 taona no nahatratrarana zava-mahadomelina, ka notatana am_ponja avy hatrany, tany Nantes, France. Ireny alika mpitsongo dia ireny
Read MoreTratran’ny polisin’ny CSP Alasora ny faran’ny herinandro teo ireo telo lahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana tetsy amin’ny Shop Liantsoa Ankadindratombo.
Read MoreTovolahy iray antsoina hoe Rasta, avy ao amin’ny kaominina Anjeva gara no tratran’ny zandary avy amin’ny poste avancé ao an-toerana,
Read MoreMpanendaka telo lahy no tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’ny zandary Ankadikely, ny alahady teo. Ireo olona misotro anaty toeram-pimamoana
Read MoreTratran’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’ny zandarimariam-pirenena ao Ambohimalaza ireo olona, mpandray sy fanafenan’ireo olon-dratsy ny entana azo avy amin’ny
Read MoreManamora ny asan’ny mpitandron’ny filaminana ny fanampiana sy ny fiaraha-miasa amin’ny vahoaka. Tratran’ny CSP Alasora tamin’ny talata teo ireo jiolajy,
Read MoreTrangam-piaraha-monina niseho teny amin’ny manodidina an’Ambohimangakely teny nandritra ny fankalazana ny alatsinain’ny paska teo, tokatrano iray teny an-toerana no niaran’ny
Read MoreTelo lahy no tratran’ny zandarimaria avy ao Ambohimanambola, ny alarobia lasa teo, rehefa nanaovana vela-pandrika tamin’ny halatra moto izay nataon’izy
Read MoreJiolahy hikoizana amin’ny fanaovana asa ratsy ao amin’ny kaominina Ambohimalaza miray tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’Ambohimalaza ihany, ny fiandohan’ny
Read More