Sabotsy Namehana : Tratra ireo tompon’antoka tamin’ny fanafihana ombin-tsarety
Saron’ny zandary avy ao amin’ny brigadin’ny Sabotsy Namehana, tamin’ny faran’ny herinandro teo ireo jiolahy, tomponan’antoka tamin’ny fanafihana ombin-tsarety nitondra kitay.
Read More