Alasora: Mpisoloky efa rain-dahiny tratran’ny CSP tany Sabotsy Namehana
Lehilahy iray efa rain-dahiny amin’ny asa fisolokiana no tratran’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Alasora, ny faran’ny herinandro teo. Efa an-taonany
Read More
Lehilahy iray efa rain-dahiny amin’ny asa fisolokiana no tratran’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’Alasora, ny faran’ny herinandro teo. Efa an-taonany
Read MoreLehilahy lehibe iray, 70 taona no nisoloky tanin’olona tao Fiadanana Ambohimangakely, ka saron’ny zandary tamin’ny faran’ny herinandro teo. Ankoatra azy,
Read MoreAraka ny feo niely sy ny fitarainana voarain’ny zandary dia misy indray ny tambajotra mpisandoka milaza fa mpandefa vehivavy hiasa
Read MoreAndian’olona mivarotra tanin’olona amin’ny alalan’ny fampiasana taratasy hosoka no tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimangakely, ny talata teo. Ramatoa
Read MoreRoa lahy no saron’ny zandary avy ao Ambohimanambola, nandritra ny sakana izay napetraka ny faran’ny herinandro teo. Araka ny voalaza,
Read MoreDépêche 21 décembre, 16h, Tafiditra anatin’ny heloka amin’ny habaka na amin’ny aterineto ny fisolokiana amin’ny alalan’ny m’vola. Mahavoasazy izany toy
Read MoreVehivavy ireo tera-tany karana no tra-tehaka teny amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, tamin’ny faran’ny herinandro teo rehefa nisoloky sy nitety ireo
Read MoreVehivavy iray 28 taona salama tsara no nandainga fa nitondra homamiadana tao Toulouse. Nividy fanafody indroa isan-kerinandro tao amin’ny toeram-pivarotana
Read MoreEfa mibahan-toerana ary efa tafiditra amin’ny andavan’androm-piainan’ny Malagasy ankehitriny ny fampiasana ny « mobile money ». Tsy ambakan’izany ihany koa anefa ireo
Read MoreEfa tena manita-tsaina sy manomboka fetsy ny mpangalatra peratra amin’izao fotoana izao. Hainy tsara ny maka ny fon’ilay tompona peratra
Read More