Vidina Volamena
Mahatratra ny avo indrindra ny vidin’ny volamena eto Madagasikara. Lasa 2,265 dolara izy tamin’ny alatsinainy teo raha toa ka 2,258
Read More
Mahatratra ny avo indrindra ny vidin’ny volamena eto Madagasikara. Lasa 2,265 dolara izy tamin’ny alatsinainy teo raha toa ka 2,258
Read MoreOmaly 19 Jona 2023 nandritry ny lanonam-pankalazana ny jobily faha 50 taonan’ny Banky Foiben’i Madagasikara ( Jobily volamena) teo Antaninarenina
Read MoreDépêche 01juin, 11h, Horaisin’ny fanjakana an-tanana ny hetra sy ny haban-tseranana amin’ny fanondranana ireo akora rehetra ilaina amin’ny fanamboarana ireo
Read MoreAhafahana mamerina indray ny fanondranana volamena avy eto Madagasikara dia misy ireo fepetra vaovao izay napetraka. Ny tanjona tamin’izany dia
Read MoreDépêche 13 décembre, 13h, Misy andian’olona ao Sahantona, Distrikan’ny Mandritsara, manao amboletra ny tanin’ireo tompo-tanàna hitrandrahana volamena. Efa manomboka mangady
Read MoreNotanterahina tao Maurice ny fiadiana ny tompondakan’ny Afrika amin’ny taranja « jiu-jitsu » ny 12 novambra teo. Vokatra tsara no azon’iero solontenan’i
Read MoreManana tanjona amin’ny fampidirana ny fitrandrahana volamena ao Sahantona Mandritsara, amin’ny sehatry ny ara-dalàna ny minisitera. Nijery ifotony ny tranga
Read More14 Martsa, 09h00. Lehilahy sy vehivavy, mpivady, no voasambotry ny zandary avy ao amin’ny poste fixe Ambohimandroso ny 12 Martsa
Read MoreEfa tena manita-tsaina sy manomboka fetsy ny mpangalatra peratra amin’izao fotoana izao. Hainy tsara ny maka ny fon’ilay tompona peratra
Read MoreTao anatin’ny volana maromaro izay dia nisy olona vitsivitsy teny amin’ny manodidina an’i Fatihita nanivana volamena tao amin’ity renirano manamorana
Read More