RN7 : Misy volamena ao amin’ny reniranon’i Fatihita, saingy hanimba ny tontolo iainana ny fitrandrahana raha tsy misy ny fandraisana vahaolana
Tao anatin’ny volana maromaro izay dia nisy olona vitsivitsy teny amin’ny manodidina an’i Fatihita nanivana volamena tao amin’ity renirano manamorana
Read More