Vidina Volamena
Mahatratra ny avo indrindra ny vidin’ny volamena eto Madagasikara. Lasa 2,265 dolara izy tamin’ny alatsinainy teo raha toa ka 2,258 dolara ny andro talohan’izay.