Dépêches

Clémence Raharinirina: Hitory ny taxi moto eto Antananarivo

05 Mai, 13h00. Tsy hanaiky hatramin’ny farany ny Taxi ville eto Antananarivo i Clémence Raharinirina raha ny nambarany. Hitory ny Taxi-moto eny amin’ny polisy sy ambaratonga isan-karazany izy sy ny mpiara-dia azy. Hangataka ny hanafoanana sy hanenjehana ireo taxi moto fa manelingelina ny fidirambolan’ny Taxi izay miasa ara-dalàna ny fisian’ny Taxi-moto.

Laisser un commentaire