Ambanja: Zaza roa no maty, olona telo hafa naratra
01 Jona, 12h00. Fiara 4×4 iray indray nifatratra tany an-tranon’olona androany tokony tamin’ny 10 ora maraina teo. Tombanana ho fandehanana mafy na olana ara-teknika no niteraka ny loza. Vokany, zaza 2 maty tsy tra-drano ary olona 3 hafa naratra mafy.
