Dépêches

Antsohihy: Trano may tamin’ny fomba mampiahiahy

03 Desambra, 09h00. Nisehoana haintrano tao Farafangahely ny alakamisy 02 desambra 2021 tokony ho tamin’ny 04 ora folakandro. Efa nisy nikasa handoro ihany koa ireto trano ireto ny sabotsy 27 novambra 2021 lasa teo, saingy vao niakatra ny lela afo teo amin’ny iray tamin’ireo trano dia nisy nahatsikaritra ka voasakana izany. Miahiahy ary nametrak any fitoriana teny anivon’ny mpitandro filaminana ny fianakaviana niharan-doza.

Laisser un commentaire