Solika : Mihato ny fahafahana mividy solika mihoatran’ny 25 L amin’ny fitaovana azo bataiana
01 Jolay, 10h00. Mihato ny fahafahana mividy lasantsy sy gazoala amin’ny fitaovana azo bataina (bidons, jerricans) mihoatra ny 25 litatra eny amin’ny toby fivarotana solika. Tokony hivantana avy hatrany ao amin’ny fitoeran-ny lasantsin’ny fiarakodia ny lasantsy sy gazoala vidiana raha mihoatra ny 25 litatra
