Dépêches

Voasambotra i Commando

03 Desambra, 08h45. Voasambotry ny mpitandro filaminana tao an-tranon’ny sakaizany i Commando na i Laikamisy Bruno, jiolahy rain-dahiny tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana niseho tao Soanierana-Ivongo sy Fénérive-Est. Nidoboka am-ponja avy hatrany ity farany. Iray tarika amin’i Danisy sy Gilda, jiolahy voasambotra tao Manankatafana i Commando.

Laisser un commentaire