Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Talata Volonondry
Manampy betsaka amin’ny fitaterana ny mponina ao Talata Volonondry ny Zotra H izay miala eo Ambatomitsangana ka mifarana any Sabotsy
Read More
Manampy betsaka amin’ny fitaterana ny mponina ao Talata Volonondry ny Zotra H izay miala eo Ambatomitsangana ka mifarana any Sabotsy
Read MoreIsan’ny manala fahasahiranana ny mponina ny fisian’ny fiara fitateram-bahoaka noho izy mora raha mihoatra ny fiara karetsaka ny saran-dalana. Iray
Read MoreNasiam-panamboarana avokoa ary natao rarivato ny lalana rehetra manodidina ny Kaominina Talata Volonondry. Izany no natao mba hahafahana mampifandray ireo
Read MoreNamboarina ny lakan-drano tao amin’ny Fokontany Andranomanga satria tena mijaly ny tantsaha amin’ny tsy fisian’ny lakan-drano ahafahana mamatsy rano ireo
Read MoreNy fanabeazana tokoa no vahaolana ho an’ny firenena mahantra tahaka antsika. Mila tohana ireo zandry mpanala fanandinana ka nisy ny
Read MoreNisy ny hetsika fampianarana ny mpianatra sy ny mponina tao Ankadinandriana mikasika ny tokony hikarakarana ny nify sy ny ativava.
Read MoreNisy ny asa fanadiovana ny lakan-drano iatrehana ny taom-pahavatra tao main’ny Fokontany Ankadiefajoro Anjeva Gara. Faly ny mponina fa sady
Read MoreSarotra ny manao kopia izany rehefa tara amin’ny fetr’andro tokony hanaovana azy ka nanampy betsaka ny kaominina Alasora amin’ny fanomezana
Read MoreNisy ny fizarana rano tany amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana noho ny tsy fahampian’ny rano any an-toerana. Efa miha ritra rahateo
Read MoreMitohy hatrany ny asa ho an’ny vahoaka any amin’ny Kaominina Ambohidrabiby ka isany tamin’izany ny lalana rarivato mampitohy fokontany maro,
Read More