SocialTsidika

Fifaninanana Tsidika- Sokajy Tolotra ho an’ny vahoaka- Kaominina Ambohimangakely

Isan’ny manala fahasahiranana ny mponina ny fisian’ny fiara fitateram-bahoaka noho izy mora raha mihoatra ny fiara karetsaka ny saran-dalana. Iray amin’ireo ny zotra E mampitohy ny renivohitra amin’ieo kaominina Avaradrano toy i Alasora. Miainga eo Andravoahangy, eo amin’ny « solomaso », ny Zotra E Alasora Kofiatra ka mifarana any Ankadimbahoaka Fasika, ary mandalo eo Ambohimangakely.

Laisser un commentaire