Namoy mpiara-miasa ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy
01 Desambra, 09h30. Nodimandry teo amin’ny faha 36 taonany i Chef Lova Harena RAKOTO izay Injenieran’ny Rano sy ny Ala
Read More
01 Desambra, 09h30. Nodimandry teo amin’ny faha 36 taonany i Chef Lova Harena RAKOTO izay Injenieran’ny Rano sy ny Ala
Read More01 Desambra, 09h00. Nambaran’ireto farany fa anisan’ny mankaleo azy ireo ny tsy fisian’ny vahaolana aroson’ny JIRAMA hamahana ity olan’ny rano
Read More01 Desambra, 08h00. Lehilahy iray tsy salama saina antsoina hoe Armand na BOB no niakatra amin’ny andrin-jiro mitondra herin’aratra 20.000
Read More01 Desambra, 07h00. Niharan-doza indray ny fiara lehibe iray teny Antanambao Andranolava androany maraina. Nihitsoka tanteraka ny fifamoivoizana taorian’izay tamin’iny
Read MoreDepioten’i Nouvelle-Zélande mpiaro ny tontolo iainana tanteraka na « écologiste » i Julie Anne Genter. Nandeha niteraka tany amin’ny hopitaly tamin’ny fitaterana
Read More« Tokony manome fahafahana ara-dalàna ireo mpifindra monina ao amin’ny sisin-tanin’i Grande Bretagne hiditra ao an-toerana ireo tompon’andraikitra » hoy ny ministry
Read More« Directeur artistique » ho an’ny lehilahy ny ao amin’ny Louis Vuitton i Virgil Abloh. mpamorona ny « Off-White » izy ary anisany sangany
Read MoreNanosika firenena maro handray fepetra ny fahatahorana ny variant vaovao Omicron. Manahy izay mety ho tanjak’ity variant ity ireo manam-pahaizana.
Read MoreNiteraka fianjerana andrinjiro maromaro ireny rotsak’orana nifanesy ireny tety Avardarano. Efa ela anefa vao misy ny fanamboarana izany, ka velon-taraina
Read MoreFatin’olona iray no hita teny Ambohitrarahaba. Betsaka ny tsaho nivoaka mikasika ny antony nahafaty azy. Tratra alina izy ary ary
Read More