ActualitésTatitra

France : Miantso an’I Grande Bretagne hanokatra ny sisin-taniny ho an’ireo mpifindra monina

« Tokony manome fahafahana ara-dalàna ireo mpifindra monina ao amin’ny sisin-tanin’i Grande Bretagne hiditra ao an-toerana ireo tompon’andraikitra » hoy ny ministry ny atitany Gérald Darmanin ny alatsinainy teo. Niantso an’i Royaume-Uni izay mitsara ny fisian’ny fepetra ara-dalàna ho an’ireo mpifindra monina maniry ny hiditra ao amin’ny firenena ho olana.Manolona izany dia nanatanteraka fivoriana tao Paris ny filan-kevitry ny fifindra-monina ny alatsinainy teo nandinihana izany. Marihina fa 30 000 eo ireo mpifindra monina raisin’i Royaume-Uni isan-taona raha 150 000 izany ho an’i France.

Laisser un commentaire