Toliara : Maty voatifitra ny vadin’ny mpitarika ny TIM ao Toliara
Maty notifirin’ny andian’olona tao amin’ny trano fonenany i Dokotera Jean Louis izay vadin’i Elisoa filoha mpitarika ny TIM ao Toliara.
Read More
Maty notifirin’ny andian’olona tao amin’ny trano fonenany i Dokotera Jean Louis izay vadin’i Elisoa filoha mpitarika ny TIM ao Toliara.
Read More23 Desambra, 09h00. Notanterahana teny amin’ny Masera Andilabe Antsohihy ny fizarana ny fanampiana ho an’ireo marary sy sahirana. Izany no
Read More23 Desambra, 08h30. Asondrotra amin’ny laharam-boninahitra « Général de corps d’armée » ny Jeneraly Serge GELLE, Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena ary hakarina
Read More23 Desambra, 08h00. Fatin-jazarano efa simba tokony teo amin’ny 8 volana teo, satria efa no nisy nanipy teo an-tokontanin’ny mpitandro
Read More23 Desambra, 07h30. Ho tontosaina anio 23 desambra 2021 eny amin’ny Toby Ratsimandrava amin’ny 10ora sy sasany ny fanaovam-beloma farany
Read MoreMpianatra miisa 500 avy amin’ny faritra 23 no nahavita fiofanana tao amin’ny Sekolim-panjakana momba ny fandraharahana ny fonja na ny
Read MoreBasy tsy ara-dalàna miisa 116 no nisy nanatitra tao amin’ny Zandarimaria any amin’ny Faritra Amoron’i Mania. Izany dia noho ny
Read MoreNapetraka tamin’ny fomba ofisialy ny tan-tsoroka ho fiarovana ny ankizy sy ny zony eto amin’ny faritra Analamanga. Izany dia tafiditra
Read MoreNahatsiaro manokana ireo ankizy kamboty sy sahirana ara-pivelomana ny Polisy misahana ny zaza tsy ampy taona sy ny polisy vavy.
Read MoreNanatanteraka fambolena volobe tamin’ny velarana 110 Ha tany Ambohitrimanjaka sy Miadamanjaka ary Soavinandriana ny olona miisa 800. Fokonolona teny amin’ny
Read More