Antsohihy: Nahazo fanampiana ireo marary sahirana
23 Desambra, 09h00. Notanterahana teny amin’ny Masera Andilabe Antsohihy ny fizarana ny fanampiana ho an’ireo marary sy sahirana. Izany no vita noho ny ezaka nataon’ireo tsara sitra-po avy any ivelany.
