Dépêches

Dépêche du  13h15 30 Juin-Anjozorobe : Lehilahy iray no maty an-drano

Tao amin’ny Renirano iray antsoina oe reniranon’Anosikely no maty ity lehilahy iray ity. Raha ny fanazavana dia nohon’ny fahataran’ny fanavotana azy no nahatonga ny fahafatesany. Tsy nisy nahay nilomano avokoa mantsy ireo olona nahita maso ny filentehany hany ka voatery niantso olona hafa tany an-tanana vao afaka namonjy kanjo efa faty sisa nampiakarina avy tao.

Laisser un commentaire