Dépêches

Dépêche du 17h00 30 Juin -Kaominina Fenoarivo: Nahatrarana mpidoroka rongony 3 lahy

Ny Alarobia lasa teo no naharaisana antso avy amin’olon-tsotra ny mikasika ireto lehilahy mpidoroka rongony ireto  ny avy ao amin’ny zandarmaria .Tao amin’ny quartier Ambaniavaratra ,Fokontany Ambaniavaratra Kaominina Fenoarivo  kosa  no nahatraran’ny zandary azy ireo .Niakatra fampanohavana izy ireo omaly Alakamisy ary nadoboka am-ponja avy hatrany.

Laisser un commentaire