Fampianarana : Laharam-pahamehana ny fampiakarana ny kalitaon’ny fampianarana eto Madagasikara
Dépêche 23 septembre, 16h, Ren’ireo rehetra tonga nanatrika ny fivoriam-be faha-77 ny firenena mikambana fa mitana anajara toerana lehibe sy ambony indrindra eto Madagasikara ny resaka fampianarana. Efa an’arivony ankehitriny ireo hefi-trano fianarana natsangana hahafahan’ny zanaka Malagasy misitraka fampianarana mendrika. Boky, fitaovana teknolojika toy ny « tablettes » no nozaraina hahafahana mampiakatra ny lentan’izany fampianarana izany.
