Dépêches

Mandoto, tovolahy voasambotra noho resaka kidnapping

11 Oktobra, 10h30. Tovolahy kely miisa 6 no nosamborin’ny mpitandro filaminana ao an-toerana fa voarohirohy noho ny fikasàna haka an-keriny. Fianakaviana iray no niharan’ny fandrahonana fa hisy ny fakàna an-keriny raha tsy manome ny vola takian’izy ireo. Noho ny velam-pandrika nataon’ny zandary tamin’ny fotoana nolazaina fa hanomezana ny vola anefa no nahatratrarana an’ireto farany ka efa notanana sy atao famotorana.

Laisser un commentaire