Dépêches

Olona 2 no tratra nivarotra sy nifoka rongony tao Alasora.

11 Oktobra, 09h36. Omaly 10 oktobra 2021 dia olona miisa roa no tratran’ny polisy avy ao amin’ny Commissariat de la securité publique nivarotra sady nifoka rongony. Teo am-pifohana ireo zava-mahadomelina izy no tra-tehaky ny mpitandro ny filaminana. Efa eo andalam-panaovana ny fanadihadiana ny tompon’andraikitra mba hahafantarana ny niavian’ireto rongony ireto.

Laisser un commentaire