Tsy diso anjara tamin’ny fankalazana ny datin’ny 14 oktobra 1958 ny distrikan’ny Mandritsara.
15 Oktobra, 12h12. Natomboka tamin’ny fametrahana fehezam-boninkazo teo amin’ny lapan’ny tanàna Mandritsara ny fankalazana ny faha 63 taonan’ny repoblika Malagasy
Read More