Tsy diso anjara tamin’ny fankalazana ny datin’ny 14 oktobra 1958 ny distrikan’ny Mandritsara.
15 Oktobra, 12h12. Natomboka tamin’ny fametrahana fehezam-boninkazo teo amin’ny lapan’ny tanàna Mandritsara ny fankalazana ny faha 63 taonan’ny repoblika Malagasy omaly 14 okotbra. Maro ireo vahoaka tonga nanatrika ny lanonana tany an-toerana, afa-po tanteraka noho izany ireo Sojabe, izao mpikarakara ny fankalazana tany amin’ny Distrikan’ny Mandritsara.
