Fantanjahan-tena: Fiadiana ny « Coupe de la Cinféderation CAF 2022 – 2nd tour ».
Dépêche 10 octobre, 14h, Nisaraka tamin’ny isa 1 – 3 ny Elgeco Plus sy ny Marumo Gallants FC avy atsy Afrika Atsimo ka niondrika teo anatrehan’ireto farany ireto ry zareo Elgeco Plus tamin’izany teo amin’ny Kianjan’ny Mahamasina. Ny 15 oktobra izao no ho atao ny lalao miverina ao @ Polokwane New Peter Mokoba Stadium (Afrique du Sud) @ 3 ora any antoerana.
