Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana.
29 Oktobra, 10h00. Hanamafy ireo fepetra hiadiana amin’ny tsy fandriampahalemana vokatry ny asan-jiolahy mitranga amin’ny tanàn-dehibe ny tafika. Ho arahi-maso manokana araka izany ireo toerana malaza amin’ny tsy fandriampahalemana ka nahazahoana fitarainana avy amin’ny mponina.
