Solontenan’ny holafitry ny mpanao gazety ao amin’ny CENI.
29 Oktobra, 09h00. Lany ho solon-tenan’ny Holafitry ny mpanao gazety eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana (CENI) i Ralaisoavamanjaka Andriamarotafikatohanambahoaka (Soava Andriamarotafika). Vato 30 no azony, tamin’ny mpifidy 47.
