Nosamborina vao maraina i Sareraka
27 Jolay, 07h29. Nosavain’ny polisy ny tranon’i Sareraka androany tokony ho tamin’ny 6ora maraina, ary nosamborina ka nentina halaina am-bavany eny Ivato ity mpanakantoity. Marihana fa i Sareraka dia isan’ireo akaikin’ny Filoham-pirenena.
