Dépêches

Sandam-bola : Efa 4 893 Ar ny 1 euro amin’izao fotoana izao

Dépêche 13 janvier, 15h, Kely sisa dia hananika ny 5 000 Ar ny euro iray eto Madagasikara. Izany dia midika fa betsaka kokoa ny fanafarana entna ataontsika noho ny fanondranana izay tokony hampifandanjana. Vahaolana akaiky indrindra amin’izany ny fampiroboroboana ny orianasa sy ireo mpamokatra avy eto an-toerana, ahafahana mampihena ny fanafarana. Ao anatin’izany ihany koa ny famokarana indostrialy sy ny fanodinana eto an-toerana. Samy tokony handray anjara ami’nizany avokoa na orinasa vaventy na ireo madinika na ireo mpiasa tena, ahafahana indray mampidina io sandam-bola io. 

Laisser un commentaire