Maurice : Mahery ny 16 833 isan’ny mponin’i La Réunion nitsidika ny nosy ny volana desambra teo
Mbola toerana ankafizin’ny mponin’i La Réunion indrindra hialana sasatra ny nosy Maurice. Raha ny antontanisa navoakan’ny Statistic Mauritius ny alarobia
Read More