Seychelles : Mikendry hijinja 1 000 tapitrisa dolara avy amin’ny fizahan-tany ny governemanta amin’ity taona ity
Nanambara ny sekretera jeneralin’ny fizahan-tany ao Seychelles, Sherin Francis fa mikendry hijinja 1 000 tapitrisa dolara avy amin’ny sehatry ny fizahan-tany
Read More